|
|
|
|

Teny iditra1  korefaina
Fototeny  2 korefa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atarozaka, atao ela vao vita: Nokorefain' ny Fitsarana ny raharahany ka maty tsy nahita ny fiafarany akory izy. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 ikorefana, 10 korefaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12