|
|
|
|

Teny iditra1  kopahina
Fototeny  2 kopaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Roahina amin' ny fanetsiketsehana zavatra eo akaiky: Kopahy ny lalitra fa manorisory.
5 Asiana na omena rivotra amin' ny fanetsiketsehana zavatra eo akaiky: Kopahy ny marary fa sempotra / Kopahina ny afo raha tiana hirehitra.
6 Hofokofohina: Kopahin' ny akoho ny laoenona ka manditsoka.
7 Antsoina amin' ny fanofahofana (lamba); hofana: Kopahy lamba izy hanatona atỳ. [1.1]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 kapohina, 13 kopahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11