Entrée komitim > kômitỳ
Partie du discours nom
Définition malgache [ komitỳ ] Antokon' olona vitsivitsy notendrena hiara-mihevi-draharaha na handinika toe-javatra iray
Mitovy hevitra: vaomiera [Rajemisa 1985]
Définition anglaise [ komìty ] a committee [Hallanger 1973]
Définition française [ komitỳ ] comité [Abinal 1888]
 [ komìty ] comité [Hallanger 1974]
Morphologie 
komity
komitin'
komitim-
Origine Anglais: committee.
Autres orthographes 
Analogues  vaomiera
Exemples 
1Dia ny tenako no notendren' ny Komity [Ravelomanana: Lalana]
2ny fametrahana ny komitim-paritra DPP eny amin’ireo Faritra [Fanjakana: Hitsivolana 2018-001]
3Araka ny tetiandron' ny fifidianana natolotry ny Kaomity Nasionaly Mahaleotena momba ny Fifidianana (CENI) [Fanjakana: Hitsivolana 2018-001]