Entrée | 1 kôlerà |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Areti-mifindra mandripaka, izay toy izao ny toetoetrany: mivalana matetika sady mandoa izay voany, ary hita mihamahia izaitsizy; ny hafanany midina ambanin' ny an' ny olona salama; ny loto sy ny fahavoretrana no mazàna mahatonga ny kolera izay saika matetika miafara amin' ny fahafatesana [1.1] 4 karazana aretina mifindra mahafaty miseho amin'ny alalan'ny fivalanana sy fandoavana [1.13] |
Explications en français |
5 choléra [1.13] |
Vocabulaire | 6 Santé |
Anagrammes | 7 kelora, 8 kôlerà, 9 laroke |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |