|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 koka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 antitra (voly).
[Taisaka]
[1.78] |
| Teny iditra (2/5) | 4 koka |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Antso.
[1.1, 1.78] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 9 ko-drazana |
| Teny iditra (3/5) | 10 koka |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 tevana madinika.
[Sihanaka]
[1.78] |
| Teny iditra (4/5) | 13 koka |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 fanariana na fandroahana olona ataon'ny fokonolona.
[Tanala]
[1.78] |
| Teny iditra (5/5) | 16 kokà |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 (du français coca). Erythroxylum coca Lam. (Erythroxylaceae). Arbuste d'origine sud-américaine qui fournit la cocaïne et d'autres alcaloïdes. Introduit à Madagascar comme espèce médicinale. Sa culture ne s'est pas répandue hors des stations d'essais. Mentionné par le Firaketana Malagasy..
[Merina]
[1.196] |
| Voambolana | 19 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 20 kako, 21 koka, kokà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|