|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kojakoja |
| Fototeny | 2 koja |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fitandremana manokana atao amin' ny zavatra, mitovy amin' ny hoe karakara, saingy ampiasaina kokoa kosa raha zavatra madinika no tenenina na fikarakarana amin' ny lafiny madinidinika: Ianao no hiandraikitra ny kojakojan-tokantrano
5 Andinindininy: Tsy ho haiko ny hilaza izao kojakojany rehetra izao. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 details requiring close attention; attention to details
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 détails qui exigent l'attention; attention aux détails
[1.8] 8 soins minutieux, entretien; accessoires, fournitures, pièces détachées [1.13.fr#113] |
| Ohatra |
9 Nitondra tsihy, harona, kojakoja ilaina ao amin' ny tokantrano toy ny sotro.
[1.508#]
10 Nasehony izany teo amin' ny fananganana ny lainy, ny fanamboarana fatana fahandroan-tsakafo, ny fanaovana fefy sy kojakoja isan-karazany hanatsarana ny tanàna. [2.356#] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 21 koja |
| Kamban-teny rehetra | 22 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 23 jakojako, 24 jokajoka, kojakoja |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|