|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 koetra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 janga
[Tambahoaka]
[1.78] 4 vehivavy mpivaro-tena, makorelina [1.60] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 prostituée
[1.60, 1.66,fr] 6 prostitué [1.66] 7 pute, putain [1.60] |
| Tsipelina hafa | 8 koaitra |
| Tovy hevitra | 9 daba lôka, dakôtà, kôdy, kôksa, kapa vy, mafy tratra, makôsà, mandôlina, mazava alina, mpijangajanga, oui, ramavo, sipa gôka, tsy vaky atonta, tsimirirana |
| Fivaditsoratra | 10 etroka, 11 Ketora, koetra, 12 raketo, 13 taroke, 14 treoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|