|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kitroina
Fototeny  2 kitro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Apetraka eo amin'ny tampina anankiroa tsy mifanitsy (vatom-panorona). [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  kitroina
Fototeny  10 kitro
Sokajin-teny  11  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  12 Misy kitro: Kitroina ny tanan' i Dada. [1.1]

Fivaditsoratra  13 ikitrano, 14 ikotrany, 15 kitroina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12