|
|
|
|

Teny iditra1  kitotony
Fototeny  2 kitoto
Sokajin-teny  3  anarana kitoto sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  4 (Tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy misy"). Tsy misy kitotony na tsisy kitotony: Tsy misy heviny, tsy misy antony, tsy misy izay maha-izy azy.
5 Tsy misy filaminany, tsisy firindrany. [1.1]
Kamban-teny rehetra  6 tsy misy kitotony

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09