|
|
|
|

Teny iditra 1  kisoa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Biby karazan' ny lambo, ompian' ny olona noho ny henany izay matsiro sy be taviny. Taloha ny kisoa nomena ny anarana koa hoe "lambo resy" [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a pig [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 porc [1.54]
6 porc, cochon [1.8]
Ohatra  7  Raha sarotin-doiloy, aza mividy lohan-kisoa. [2.69#]
8  Fady kisoa mamoavary izahay, fa akoho zahana. [2.499#41]
Voambolana  9  Haibiby: mampinono
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 11 misy io teny io
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  12 Randzavola: kisoa ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  13 akiso, 14 isoka, 15 kaosy, 16 kiosa, kisoa, 17 osika, 18 saoky, 19 sioka, 20 soaky, 21 sokay, 22 sokia

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07