|
|
|
|

Teny iditra1  kirioka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza tandrok' omby mahitsy fa kely rirana ary fahita amin' ny omby tsy dia araka ny izy ny halehiben' ny lohany. [Betsileo] [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  4  Bikan' ny tandrok' omby

Fivaditsoratra  5 akikiro, 6 kiraoky, 7 kirioka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12