|
|
|
|

Teny iditra1  kinarinarina
Fototeny  2 arinarina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba filolohavan-javatra tsy hazonina, fa ny loha no ahetsiketsika kendrena hanohana azy tsy hianjera.
5 Fametrahan-javatra mihilangilana tsy asiana tohany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 jeu d'équilibre. [1.13]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02