|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kima
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Taolan-tehezana farany amin' ny olombelona sy amin' ny biby. [1.1]
Voambolana  4  Haiaina

Teny iditra (2/2)5  kima
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 anaran-kena amin'ny omby. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8 faux filet. [1.13]
Voambolana  9  Toe-karena: hanina

Fivaditsoratra  10 kima, 11 Makì, 12 maky, Maky, 13 mika, Mika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09