|
|
|
|

Teny iditra1  kilongalahy
Singan-teny  2 kilonga, 3 lahy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 ankizy dia tsy zazakely nefa koa tsy mbola zatovo. Ny ankizilahy dia atao hoe kilongalahy [1.10]
6 zazalahy: Mahere kireñina ny kilongalahy (Mafy lalao ny zazalahy) [Betsileo] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  7 môme, gamin, mioche, moutard [3.1]
Ohatra  8  Ton-ga-lan, Ton-ga-lan", hoy ny vazivazin' ny kilongalahy madinika manaraka ny fanenony. [2.470]
9  Niantso ny kilongalahy madinika izy aloha mba hampikatrohany tamin' ny tolona, ny totohondry, ny diamanga. [2.643]

Fivaditsoratra  10 kilangolahy, kilongalahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17