| Entrée | 1 kilaometatra |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Halavirana mitovy amin' ny arivo metatra, izay lasa refy fototra amin' ny: a) fandrefesana elanelan-toerana na tanàna: Fianarana dia 405 kilaometatra avy aty Antananarivo b) fandrefesana halavan-drenirano na ony: I Matsiatra-Mangoky no lava indrindra amin' ny ony rehetra eto Madagasikara fa mahatratra 530 kilaometatra [1.1] |
| Vocabulaire | 4 Espace |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|