|
|
|
|

Teny iditra1  kidea
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 farasisa, tety, kibaibay: Ataovo soa ra añareo, tela mba mandro amin'io rano maloto io fange feno kide (Tandremo re hianareo fandrao mandro amin'io rano maloto io sao feno kibaibay. [Betsileo] [1.78]
Voambolana  4  Fahasalamana
Tovy hevitra  5 kide

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12