|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kiborim-boatavo |
| Singan-teny | 2 kibory, 3 voatavo |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ny voam-boatavo vao mandatsaka ka mbola eo ny voniny.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 L'ovaire fécondé de la citrouille, Cucurbita maxima Duch., après la chute du périanthe.
[1.196] |
| Voambolana | 7 Haizavamaniry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|