|
|
|
|

Teny iditra1  kiampongaponga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Amponga kilalaon-jaza natao tamin' ny vavan' ny sinibe efa vaky ka hoditra manify na tatavian-kena no henjanina eo amboniny ary kapohina amin' ny tsora-kazo kely anankiroa. [1.1]
Voambolana  4  Kilalao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12