|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ketso
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Manta vava, tsy mahatana ny teny afenina, basivava, mahay vava ka mahatonga ny tsy fifanarahana. [1.1]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tovy hevitra  5 ketsoketso

Teny iditra (2/2)6  ketso
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Karazam-borona. [1.1]
Voambolana  9  Haibiby: vorona

Fivaditsoratra  10 ketso, 11 tseko

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19