|
|
|
|

Teny iditra1  kerakeraina
Fototeny  2 kerakera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Saratsarahina: Kerakerao ireo mololo ireo ho maina haingana.
5 Alanto, alamina: Nokerakerainy ny taratasy tao anaty vata fa isy hitany ilay taratasy notadiaviny.
6 Amboarina: Kerakerao ny herana hanaovana tsihy. [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12