|
|
|
|

Teny iditra1  kentrona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Jereo ketrona. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 pli; ride. [1.13]
Ohatra  5  fa ny tambitamby efa lany
ary ny fitia efa madiva
ka na dia hamoron-kentrona aza
tsy hahita hianao
[2.131]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Tsipelina hafa  7 ketrona
Kamban-teny rehetra  8 haingo kentrona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09