| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 kendritohina | 
| Singan-teny | 2kendry, 3tohina | 
| Sokajin-teny | 4 kambanteny | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
5 jereo kendry tohina [3.1] | 
| Ohatra | 
6 Hatramin'izao aza, mbola sarotra ny fandidiana, tsy azo atao mihitsy ny mivoaboaka ny toby ipetrahan'ny miaramila satria miandry kendritohina ireo mpikomy sy ny tafiky ny fanjakana sodane
[4.26#2008.03.12] 
 | 
| Fivaditsoratra | 7 kendritohina, 8 kendry tohina | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |