|
|
|
|

Entrée1  kenda roroka
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  kenda, roroka
Explications en malgache  4  [1.1] fanakendana amin' ny tanana roa na amin' ny sandry roa izay entina mamihina ilay kendaina
Exemples  5  [1.437#] Natao kendaroroka tamin' ny salaka landy nifanintonan' olona roapolo lahy Radama dia maty fadiranovana ilay mpanjaka be indrafo.
Tous les mots composés 

Mis à jour le 2025/09/12