|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kelihandrina |
| Singan-teny | 2 kely, 3 handrina |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 A forte tête et au petit front. La pièce de cinq francs à l' effigie de Charles X..
[2.415#6622] |
| Ohatra |
6 Kanefa ankoatra an' ireo, dia mbola nisy vola hafa koa nampiasaina, toy ny vola Beloaka, Elatra, Andohalambo, Mandrihavia, Madio na Ampongabe, Vavy, kelihandrina, Tranompitaratra.
[2.436#]
|
| Voambolana | 7 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|