|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kazana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Mafy, maozatra [1.1]

Teny iditra (2/3)4  kazana
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny frantsay  6 requin. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  7  Haibiby: trondro

Teny iditra (3/3)8  kazaña
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 raibe na reniben'ny ray aman-dreny [Sihanaka] [1.78]
Voambolana  11  Fifandraisana: fianakaviana

Fivaditsoratra  12 ankaza, kazana, kazaña, 13 zanaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21