|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  katsa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny atao hoe katsa dia fizarana isa iray amin' ny iray hafa ka tsy misy ambiny ny fizarana [1.1]
Voambolana  4  Matematika: rafitrisa
Fikambanana  5  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io

Teny iditra (2/3) 6  katsa
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny frantsay  8 [Tankarana] tatouage ; dessins sur poterie. (alàma). [1.19]

Teny iditra (3/3) 9  katsa
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 [Sihanaka] fitoeran-tsotro [1.78]

Fivaditsoratra  katsa, 12 tsaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04