| Entrée | 1 katrohana |
| Radical | 2 katroka |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Donina: Nokatrohan' ilay fiarabe ny fiarakelinay ka nivadika Asiana: Nokotrohany totohondry ny oron-janany ka vaky ra Hanina, atao amin-joto sy amin-kafanam-po: Nokatrohan' ny adalavavy ny vary iray lovia be makadiry ka najifa tery ~ Nokatrohan' izy telo lahy ny tanimbary ao ambany atsimo ka vita vetivety foana [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be bumped or banged against to be done with zele and effort [1.7] |
| Explications en français |
6 contre quoi on se heurte, qu'on heurte qu'on fait avec zèle [1.8] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|