|
|
|
|

Teny iditra1  katolisisma
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Antokom-pinoana kristianina manaiky ny Papa ho filoha. Ny foto-pampianaran' ny katolisisma dia momba ny misterin' ny Trinite Masina, ny fahatongavan' ny Zanak' Andriamanitra (Jesoa Kristy) ho nofo, ny fanavotany ny olombelona tamin' ny fahotana tamin' ny alalan' ny fahafatesany, ny fifindran' ny fahotan' i Adama sy Eva (fahotana tamin' ny fototra) tamin' ny taranany rehetra, ary ny fanajana an' i Masina Maria ho toy ny renin' Andriamanitra. [1.1]
Voambolana  4  Fivavahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12