Entrée kase
Partie du discours nom
Explications en malgache Fingotra, matetika boribory, misy sary sy soratra mivohitra ka nony atomboka amin' ny taratasy dia mamela sary na soratra eo araka ny nanaovana azy (tombo-kase)
Ny sary sy soratra voafindra amin' ny taratasy (fitombo-kase). (Matetika ilay tsy mandeha irery io teny io fa miaraka amin' ny teny hoe tomboka na fitomboka) [1.1]
Explications en anglais A stamp, a seal [1.7]
Explications en français Cachet, empreinte de cachet [1.8]
Mots composés 
Origine Français: cachet.

Anagrammes 

Mis à jour le 2021/10/02