|
|
|
|

Teny iditra1  kardinaly
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Eveka na indraindray koa aza Pretra, voatendrin' ny Papa hiara-mitondra aminy ny Eglizy, ary mifidy sady azo fidina ho Papa. [1.1]
Voambolana  4  Fivavahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12