|
|
|
|

Teny iditra 1  karama
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Vola amena ny olona miasa ho an' ny tena: ariary zato no karama nomeko azy niasa ny tanimbariko
4 Vidin' ny asa atao: Dimy arivo no karamany isam-bolana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 wages [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 salaire, traitement [1.8]
Ohatra  7  Hoy izy mantsy ilay mpandoa karama. [2.472#]
8  Be karama angamba, fa tsy maro mpanaja. [2.245#]
9  Niandry ny fisondrotan-karama ny mpiasa. [2.499#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  40  falim-po, 41  fankasitrahana, 42  fihinanana, 43  fivelomana, 44  hasin-tanana, 45  kapoaka, 46  sakafo, 47  takalom-patsa vidim-pihinanana, 48  Tamby, 49  valin-kasasarana, 50  vava vola, 51  vidin' aina, 52  vidin-jiro, 53  vidin-katsembohana
Fikambanana  54  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny how karama
Ohabolana  55  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  56 Randzavola: karama ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  57 kamara, karama, 58 makara, 59 Ramaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22