|
|
|
|

Teny iditra1  karam-pandrefesantany
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3 vondronteboka voafaritra ara-pangitra ampiasaina ho fototry ny fandrefesana eo amin'ny fanaovana sarin-tanim-pangitra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 canevas topographique. [1.13]
Voambolana  5  Haitoetany: soridrefitany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12