Entrée kapo-tandrimo (kapoka, rimo)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza ny famotorana izay misy fanontaniana tampoka mba hiaiken' ilay adinina sy hahalalana fa tena marina; kapoka mafy mirivirivy [Rajemisa 1985]
Synonymes vely tandrimo

Mis à jour le 2012/09/09