Entrée | kapitalisma | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | Fomba fitantanan-karena miompana amin' ny fikendrena ny tombontsoan' ny tompom-bola miasa amin' ny orinasa iray (kapitaly), ka tsy mijery firy ireo mpiasa fototry ny fitomboan' ny hareny [1.1] | ||
Exemples | Ny kapitalisma koa dia tsy nitondra fanafahana ho an' ireo tena nozimbazimbaina sy nohosihosena.
[1.369] | ||
Vocabulaire | Economie: finances, gestion | ||
Mots composés |
| ||
Origine | Français: capitalisme. | ||
Mis à jour le 2023/07/29 |