|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kaolina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Vozon' akanjo. [1.1]
Voambolana  4  Toe-karena: zaitra

Teny iditra (2/2)5  kaona
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Karazan-tany fanaovana paorselaina. [1.1]
8 tanidìtra fotsy fanaovana bakoly. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9 kaolin. [1.13]
Voambolana  10  Haibolantany

Fivaditsoratra  11 alonika, 12 ilokana, 13 kaloina, 14 kaolìna, kaolina, 15 lakoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09