Entrée | kansera | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Aretina nantsoin' ny teo aloha hoe homamiadana miseho amin' ny fivontosan' ny taova iray izay mitombo tsy ara-dalàna ka mananika amin' ny faritra hafa ary dia miely eran' ny tena ka manambaka ny aina; ny ankabeazan' ny kansera vao miforona dia mety ho sitrana raha tsaboina amin' io fotoana io [1.1] | |
Vocabulaire | Santé | |
Origine | Français: cancer. | |
Mis à jour le 2020/07/31 |