| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 kankandio | 
| Sokajin-teny | 2 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 Karazan-kankana fisaka mirefy 1 na 2 sm, izay mivelona ao anatin' ny lalandran' ny olombelona ka mahatonga ny aretina atao hoe takilodrano. (Misy karazany roa ny kankandio: ny kankandion-tsinay ary ny kankandion-tatavia, ka arakaraka izay kankandio tafiditra amin' ny tena no maha-samy hafa ny takilodrano mahazo ny tena koa) [1.1] 4 [kakan-dio] karazana kankana mivelona amin'ny sifotra mahatonga ny bilarziôzy [1.13]  | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
5 bilharzie [1.13] | 
| Voambolana | 6 Fahasalamana | 
| Tovy hevitra | 7sokoraty | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |