|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kanahitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Aretina sahala amin' ny androbe. [1.1]
Voambolana  4  Fahasalamana

Teny iditra (2/2)5  kanahitra
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Bibikely tahatahaka ny famakiloha izay inoan' ny olona fa misy poizina raha manaikitra. [1.1]
Voambolana  8  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Fivaditsoratra  9 ankahitra, 10 kanahitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12