| Entrée | 1 kanadianina |
| Partie du discours | 2 nom ou adjectif |
| Explications en malgache |
3 Ny firenena monina amin' ny tanin' i Amerika avaratra (avaratr' i Etazonia): Ny ampahatelon' ny Kanadianina miteny frantsay, ny androatokony miteny anglisy Momba an' i Kanada, an' i Kanada na avy any Kanada: Ny fanamboarana taratasy no orinasa kanadianina lehibe indrindra noho ireo ala lehibe sy maro any aminy [1.1] |
| Explications en anglais |
4 Canadian [3.1] |
| Explications en français |
5 canadien, canadienne [3.1] |
| Vocabulaire | 6 Géographie: pays, peuples |
| Analogues | 7 kanada |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|