|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kamifaoro |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Anarana ahalalana koa ny ravintsara, izay akana menaka misy fofony manitra fanao fanafody (Cinnamomum camphora).
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 (de l'anglais « camphor »). Nom donné au camphre utilisé en pharmacie et, par extension, au camphrier, Cinnamomum camphora (L.) J.Presl (Lauraceae). Ce même arbre, planté comme arbre d'ornement à Tananarive, est plus connu aujourd'hui sous le nom de ravintsara..
[Merina]
[1.196] |
| Ohatra |
5 Ny dité sy ny kafe sy ny paraky sy ny kininina ary ny kamifaoro, ets.
[1.357#]
|
| Voambolana | 6 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 7 kamifaoro, 8 mikaforoa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|