|
|
|
|

Teny iditra1  kajina
Fototeny  2 kajy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tandremana, kolokoloina: Kajio tsara ny fihavanana, rankizy!
5 Kalina: Kajiny aoka izany ny sorany rehefa manoratra izy [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 anjaky, 11 anjika, 12 Ikanja, 13 Jakina, kajina, 14 kianja, Kianja, 15 kijana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21