|
|
|
|

Teny iditra1  kajakajaina
Fototeny  2 kajakaja
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Karakaraina, ahina, raharahaina, kolokoloina feno fitandremana: Kajakajao tsara ny fanakareo, rankizy, fa nandaniana vola be ireny [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 ikajakajana, kajakajaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08