|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 kaboke |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Omby maty anaka, nefa mbola tsy ritra ny rononony [Sakalava]
[1.1] |
| Teny iditra (2/3) | 4 kaboke |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Toton-katsaka maitso andrahoina amin' ny ronono [Sakalava]
[1.1] |
| Voambolana | 7 Toe-karena: hanina |
| Teny iditra (3/3) | 8 kaboke |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 karazan-kazo ahazoana dity [Tanala]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 (autre prononciation de kaboka). Voacanga thouarsii Roem.& Schult.(Apocynaceae). [Sakalava]
[1.196] |
| Voambolana | 12 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 13 kaboke, 14 kobake |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|