| Entrée (Teny iditra) | ![]() |
journal | ||||||||||||||||||||
| Partie du discours (Sokajin-teny) | nom (anarana) | |||||||||||||||||||||
| Traduction malgache (Dikanteny malagasy) | gazety. "Tous les journaux en parlent: milaza ihany avokoa ny gazety rehetra." [Malzac 1926] | |||||||||||||||||||||
| gazety [Sims 1969, Hallanger 1969] | ||||||||||||||||||||||
| Vocabulaire (Voambolana) | Librairies et journaux (Mpivaro-boky sy gazety) | |||||||||||||||||||||
| Morphologie (Ny bikany) |
| |||||||||||||||||||||
| Web (Habaka) |
| |||||||||||||||||||||
| Illustrations (Sary) |
| |||||||||||||||||||||
| Entrée (Teny iditra) | ![]() |
journal | ||||||||||||||||||||
| Partie du discours (Sokajin-teny) | nom (anarana) | |||||||||||||||||||||
| Traduction malgache (Dikanteny malagasy) | Taratasy milaza ny zavatra miseho isan' andro. "Voici le journal de mon voyage: inty ny taratasy milaza ny zavatra niseho isan' andro tamin' ny dia nalehako." [Malzac 1926] | |||||||||||||||||||||
| Taratasy milaza ny atao isan' andro ¶ Boky fanoratan' ny mpivarotra ny entana na vola miditra sy mivoaka isan' andro ¶ diary [Sims 1969] | ||||||||||||||||||||||
| Diary firaketana ny miseho isan-andro ¶ Fitanan-tsoratry ny varotra na ny fivoriana [Hallanger 1969] | ||||||||||||||||||||||
| Mis à jour le 2010/11/16 |
|