|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 jompo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazan-trondro lehibe tsara hena, nefa tsy mba azo mainina loatra. (Manatody any an-dranomasina mandritra ny hefarana na hadimiana ny zompona rehefa tsinam-bolana) (Mugil macrole-Pis).
[Sakalava]
[1.1] |
| Voambolana | 4 Haibiby: trondro |
| Tovy hevitra | 5 zompona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|