|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 jokoina |
| Fototeny | 2 joko |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Hatonina moramora mba tsy ho taitra ka ny tena amin' izany miondrikondrika, mivokoka: Nojokoinay ilay mpangalatra ka azo
5 Tilina, tsikiloina, arahi-maso: Nasain' i Dada nojokoiko iny olona iny sao mangalatra 6 Angalarina, alaina an-tsokosoko: Nojokoin' ny sasany teto ny solomasoko [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 anjokoy, jokoina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|