| Entrée (Teny iditra) | ![]() |
Jodasy |
| Partie du discours (Sokajin-teny) | nom propre (histoire) (anaran-tsamirery (tantara)) | |
| Traduction anglaise (Dikanteny anglisy) | Judas Iscariot [Baiboly] | |
| Traduction française (Dikanteny frantsay) | Judas Iscariot [Baiboly] | |
| Vocabulaire (Voambolana) | Religions, Croyances (Fivavahana sy finoana) | |
| Exemples (Ohatra) | Ary Simona dia nomeny anarana hafa koa hoe Petera; ary Jakoba, zanak' i Zebedio, sy Jaona, rahalahin' i Jakoba; izy mirahalahy dia nomeny anarana hafa koa hoe Boanerjesy, izany hoe Zana-baratra; ary Andrea sy Filipo sy Bartolomeo sy Matio sy Tomasy sy Jakoba, zanak' i Alfeo, sy Tadeo sy Simona Kananeana ary Jodasy Iskariota, ilay namadika Azy [Baiboly, Marka 3:16-19] | |
| Mis à jour le 2012/03/23 |
|