|
|
|
|

Teny iditra1  jiodo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazana tolona sy ady totohondry miharo, japoney, izay efa miely hatraizahatraiza ankehitriny, miompana amin' ny fahakingana sy ny fahatsiarovan-tena matselaka ka sady fampiasam-batana fatratra no fiarovan-tena mahomby raha misy mamely. [1.1]
Voambolana  4  Fanatanjahan-tena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12