|
|
|
|

Entrée1  jijina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  jijy
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] kendrena am-pitandremana fatratra, toy ny ataon' ny mpilalao kanety izay ampanatonina tsikelikely ny vava lavaka, kalina
tsihifina, alaina na hanina tsikelikely: Nojijin' ny adala ny vola tao ambatan-drainibeny

Anagrammes  9  ijinja, jijina, jinjai, jinjay

Mis à jour le 2025/01/21