|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 jerijerena |
| Fototeny | 2jerijery |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Ohatra |
4 Hita niavaka tsara teny izany, hany ka ohatra ny tamin' izaho voatentina voatabia ihany ity, nojerijeren' ny olona teny am-pandehanana.
[2.4]
5 Manondri-doha izy, marenina ilany izy, ary nony vao tsy jerijerena izy, dia ialohany hianao. [2.996] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|